Sei sulla pagina 1di 1

Mbola ho avy (Tselatra)

Hisaraka izaho sy ianao


Nefa aoka ho fantatrao
Fa tsy kilalao e
Fitiavako anao
Efa fantatrao ihany e
Ny antony andehanako any e
Hikatsaka ho ahy sy ianao
fiainam-baovao

Fiverenana :
Fa mbola ho avy aho hiverina indray e
Mbola ho avy aho ho anilanao
Mbola ho avy aho hitsabo indray e
Ny aretinao e

Efa mino sahady aho


Fa efa kaopy ianao
Amin’izay miseho amin’ny fiainana
Fa ny volana sy ny taona
Dia handalo haingana foana
Fa ny fitiavantsika tsy mba hangatsiaka

Potrebbero piacerti anche